Fanasana Paska 2009

JKM CHAMPIGNY

 
                                                                       PASKA FANDRESENA
                                                                            
                                                                             
                                                                              FANASANA
 
                  Ny Mpitandrina sy ny Biraon'ny Fiangonana FJKM Champigny dia mamangy sy miarahaba anareo amin'ny anaran'ny Tompo.
Ny Paska Kristiana dia fahatsiarovana ny fitsanganan'ny Tompo tamin'ny maty. Mitory ny fandresena ny fahafatesana ny Paska,  ary Izy Jesoa Kristy no santatr' izay fandresentsika koa.
 
Koa tena fandresena ny Paska, noho izany dia "fifaliana ho anay ny miantso sy manasa anareo manokana hiara-manome voninahitra ho an'Andriamanitra amin'ireto andro sy fotoana ireto:
- anio Zoma 10 Avril amin'ny 19H 30 ao amin'ny Eglise luthérienne 6 rue quinault PARIS 15è
-Alahady 12 Avril amin'ny 4 ora tolakandro eto amin'ny ERF Champigny 13 rue jean jaurès 94500 CHAMPIGNY
Hisy antsam-panahy manaraka ny fotoampivavahana.
Faly izahay mandray sy mifankahita tava aminareo indray. Tongava soa ry havana.

 

 

 

 

Dernière mise à jour de cette page le 04/05/2009

Créer un site gratuit avec E-monsite.com - Signaler un contenu illicite - Voir d'autres sites dans la catégorie Associations
Créer un site e-commerce - Créer un forum