AO AMIN'NY 42 Av. des CHARDONS NY CULTE 03 JANVIER 2010
Ry havana malala ao amin'i Kristy Jesoa
Homba anareo mandrakariva anie ny Fiadanana ary mirary Krismasy feno fiadanana sy fifaliana ho anareo.
AMIN'NY FIFALIANA NO ILAZANA AMINTSIKA REHETRA FA :
NY FANOMPOAM-PIVAVAHANA
NY ALAHADY 03 JANOARY 2010 IZAO,
DIA
HO TANTERAHINA AO AMIN'NY :
EGLISE PROTESTANTE BAPTISTE
42 Avenue des CHARDONS
77 340 Pontault Combault
Manomboka amin'ny TELO ORA (15h) TOLAKANDRO
Izany dia ho fitsinjovana ny mety ho hamaroantsika amin'io fotoana io izay
handraisana ireo Catéchumènes sy ny Sakramentan'ny Batisa.
Samia ho Tahian'ny Avo Indrindra avokoa e!
Amin'ny anaran'ny Fiangonana FJKM Champigny sur Marne
Ny Mpitandrina
Rev.JEAN D'ELINIVO EMMANUEL
Ho antsika izay manana fiara dia iangaviana mba hajaina ny faritra tsy azo ijanonana amin'io. Toy izany koa
ny zanatsika tsy avela hivoaka ny vavahady ivelan'ny Fiangonana e!
Manantena ny Fahatongavan'ny rehetra ry havako.
Dernière mise à jour de cette page le 23/12/2009