NY SEKOLY ALAHADY
Ny Biraon'ny Sampana Ny Filoha Atoa Andry Andriamanantena Ny Mpitan-tsoratra Rtoa Hasina Rakotomalala Ny Mpitahiry vola Rtoa Nivo Andriamialy Ny Mpitan-tsoratry ny vola Atoa Christian Rasoamanana Ny Mpanolo-tsaina Rtoa Jacqueline Ranaivo Rafenomanjato
SASAK'ALINA SY KRISMASY 2008
pifaliana no nihainoana indray ny Anjely Gabriely (Diane) nanambara ny Vaovao mahafaly tamin'i Maria (Françia). Anjely (Haritiana) nirahin'Andriamanitra no nampahafantatra an'i Josefa (Mihary) ny adidiny manoloana an'i Jesoa Zaza. Nanampatra ny fahefany Kaisara (Tony) sy Heroda (Marc). Saingy notaritin'Andriamanitra ireo mpiandry ondry (Elliott-Aina-Hery), ka tafaverina soa tany an- tanindrazany Josefa sy Maria ary Jesoa. Ary dia nitombo fahendrena nomban'ny fitahin'Andriamanitra i Jesoa. Hira fiderana no nankalazan'ny Anjely ny famonjena (Rebecca-Marina-Timothée-Angolaniaina-Alexis-Benjamin-Luc-NyAntsa,...) Chants, poèmes, théâtre , tels sont "les instruments de la foi" que le Sekoly Alahady a empruntés pour célébrer la
Naissance de Notre Sauveur. 
Hira, tsianjery, fampisehoana teatraly no nitantaran'ny Sekoly alahady ny Nahaterahan'ny Mpamonjy. Tamim-
ALAHADIN'NY SEKOLY ALAHADY CULTE CONSACRE A L'ECOLE DU DIMANCHE
ALAHADY 25 JANOARY 2009 DIMANCHE 25 JANVIER 2009 FANOMPOAM-PIVAVAHANA FISAORANA REMERCIONS LE SEIGNEUR POUR CE DIMANCHE AN’ANDRIAMANITRA SY FANDRAISANA NY MPITANDRINA PLEIN DE GRÂCE !
Ny Alahady 25 Janoary 2009 dia andro lehibe sy manokana eo amin’ny fiainan’ny Fiangonana. Alahadin’ny Sekoly Alahady ity andro ity. Koa nanomana ny Fotoana manontolo ireo Mpampianatra sy ireo Zanaky ny Fiangonana. Ny Filohan’ny Sampana, Atoa Andry Andriamanantena no nitarika ny Litorjia, Elliott, Diane ary Mihary no namaky ny Soratra Masina ary ny Mpampianatra sy ny Biraon’ny Sampana no niandraikitra ny “Dimy minitra ny Sekoly Alahady”, nanonona Vavaka ary nandray ny Fanatitra.
Ce dimanche 25 Janvier 2009 compte parmi les plus importants pour l'Eglise. Car c'est le culte de L'Ecole du Dimanche. Le Président de la Section, M. Andry Andriamanantena, a ainsi conduit la Liturgie,. Elliott, Diane, Mihary ont fait la lecture de la Bible. Les Moniteurs, les Monitrices et les Membres du Bureau de la Section se sont chargés des "minutes privilégiées de l'Ecole du Dimanche", des prières , ainsi que de la collecte des offrandes.
Créer un site gratuit avec E-monsite.com
- Signaler un contenu illicite
- Voir d'autres sites dans la catégorie Associations
Créer un site e-commerce - Créer un forum